Teny iditra tombo-tsodina
Singan-teny tomboka ; sodina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny loaka mifanao ambaratonga amin' ny sodina
Ilazana koa ny fizarana zavatra amin' olona maro arakaraka ny voninahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les trous de la flûte
Se disait d' un partage fait selon le rang et la dignité
Il se disait aussi de la gradation hiérarchique des chefs [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24