|
|
|
|

Teny iditra 1  tomohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Feno morona; matavy be, botrefom-be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plein, replet, rassasié, corpulent [1.3]
Tovy hevitra  7 tomohotohoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22