Teny iditra | tomorina (tomotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akekezina akaiky dia akaiky: Tomory ny sary raha tsy hitanao mazava tsara [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on s'approche [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | antomory, mionotra, mitorona, tomorina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |