|
|
|
|

Teny iditra1  tomory
Fototeny  2  tomotra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tomorina
Ohatra  4  tomory ny sary raha tsy hitanao mazava tsara [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  romoty, tomory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05