|
|
|
|

Teny iditra1  tompon' arivo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny mpifehy ny zato, ny arivo na ny mpitondra faritany ankapobeny
Singan-teny  4  tompo, arivo
Tovy hevitra  5  tompon-jato

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10