Teny iditra | 1 tompon-kenatra |
Singan-teny | 2 tompo, henatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny tompon' andraikitra tsy nahalavorary ny adidiny ka iharan' ny fahafaham-baraka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a person who is bound to see that all things requisite are done; one who will have to bear the blame. [1.2] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny tompon-kenatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |