|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tompon-tany
Singan-teny  2  tompo, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany

Teny iditra (2/2)5  tompontany
Singan-teny  6  tompo, tany
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Fivaditsoratra  10 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21