| Teny iditra | 1 tongoavana |
| Fototeny | 2 tongoa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ampiana, asiana zavatra mitatao eo ambony: Tongoavo anentany telo ireto antonta-mololo ireto
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|