Teny iditra | tongoa | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy Teny nilazana ny trafon' omby fahiny Tatao na fanampy Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona [1.1] | ||||||||||||||||||||||||
Hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray [1.13] | |||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couche [1.13] | ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tongoa io | ||||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05 |
![]() |