|
|
|
|

Teny iditra 1  tonohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana
8 Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20