|
|
|
|

Teny iditra1  tononina (tonona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava
4  Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be pronounced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on prononce [1.8, 1.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21