| Teny iditra | 1 tontana |
| Fototeny | 2 tonta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Zerana: Notontany vato aho
9 Velezina: Tontay kanonta io alika io 10 Asiana: Notontan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1] |
| Tovy hevitra | 11 tontafana |
| Fivaditsoratra | 12 antonta, 13 tantano, tontana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|