Teny iditra | 1 tontolo iainana |
Singan-teny | 2 tontolo, iainana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona [1.62] |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |