Teny iditra tontonana (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana, darofana: Notontonany teny maharary aho ka lasa tsy tamana
Ampiana: Notontonany ariary folo ny volako nividianako ity boky ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tontonana, tontonako, tontonanao, tontonany, tontonantsika, tontonanay, tontonanareo, tontonan', tontonan-, tontonam-, tontona-
Ny lasa : notontonana, notontonako, notontonanao, notontonany, notontonantsika, notontonanay, notontonanareo, notontonan', notontonan-, notontonam-, notontona-
Ny hoavy : hotontonana, hotontonako, hotontonanao, hotontonany, hotontonantsika, hotontonanay, hotontonanareo, hotontonan', hotontonan-, hotontonam-, hotontona-
Filaza mandidy : tontony

Teny iditra tontoñana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] . Nom relevé par L.A. Chapelier vers 1800 et orthographié « tountongan » (vient probablement de tontonana, sens général : sur quoi l'on frappe ; contre qui on lance des imprécations). Aristolochia sp. (Aristolochiaceae). La racine était utilisée jadis pour préparer les boissons amères destinées aux cérémonies de la circoncision. Son emploi ayant provoqué des accidents mortels, on ne l'utilise plus ; voir totonga ou totongana. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05