|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  topa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Jereo topatopa [1.1]
5 enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 flux [1.13]
Tovy hevitra  7 vezika
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe topa

Teny iditra (2/2) 9  topa
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] raraka [1.78]

Fivaditsoratra  12 pôta, Pota, topa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19