Teny iditra tora-javona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavom-be maharakotra toerana malalaka [1.1]
Singan-teny toraka ; zavona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19