|
|
|
|

Teny iditra 1  zavona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 mist, fog [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 brouillard [1.3, 1.8]
14 brume [1.8]
Ohatra  15  zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499#25]
16  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
17  Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470#53]
Voambolana  18  Haitoetrandro
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe zavona
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 vazano, zavona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21