| Teny iditra (1/3) | 1 torina |
| Fototeny | 2 tory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 9 torina |
| Fototeny | 10 tory |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to be preached, to be proclaimed; to be accused
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce
[1.8] |
| Teny iditra (3/3) | 19 torina |
| Fototeny | 20 tory |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity
27 Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io 28 Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 to be made into strips (of rafia and rushes)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux)
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 31 onitra, 32 ranito, 33 rantoy, torina, 34 Tyrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|