|
|
|
|

Teny iditra1  tory masiaka
Singan-teny  2  tory, masiaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] torimaso tapatapaka fa misy mpanaitaitra, hany ka milondolondo te hatory ny maso na dia efa mifoha aza

Fivaditsoratra  5  akamositray, tory masiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21