Teny iditra | tosika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A shove, a push [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de pousser, impulsion [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tosika io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akotsy, kaitso, kitsao, satoky, sôkita, tosika, tsakoy, Tsikoa, tsioka, tsokia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |