|
|
|
|

Teny iditra1  totoina
Fototeny  2  toto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
5  Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!
6  Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny totoina io

Fivaditsoratra  13  taon' ito, totoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20