Teny iditra | totorebika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A dance of joy [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Danse de joie [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Singan-teny | toto ; rebika | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |
![]() |