Teny iditra toy inona
Singan-teny toy ; inona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Comment? comme quoi? à quoi le comparer? [1.3]
Ohatra 
1Ny toy inona no tianao? [2.332]
2Milina toy inona izany ry Neny? [2.117]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08