Teny iditra tra-boina
Singan-teny tra- (tratra) ; -boina (voina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny loza, tra-doza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ traboina ] Victims of disaster [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ traboina ] Sinistré [1.8]
Ohatra Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368]
Zanakanarana Tra-boina (Rakoto Odeam)

Teny iditra Tra-boina
Singan-teny tra-boina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rakoto Odeam
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04