|
|
|
|

Teny iditra1  voina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  Loza mihatra, antambo mby an-koditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  calamity, aflliction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction [1.3#848]
7  calamité, désastre [1.8]
Ohatra  8  Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny voina io

Fivaditsoratra  13  anivo, niavo, vinoa, viona, voina

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20