Teny iditra |
tra-bonjy
|
Singan-teny | tra- (tratra) ; vonjy |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona voavonjy ara-potoana soa aman-tsara, ka tsy tratran' ny loza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Saved at the last moment, rescued [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sauvé au dernier moment [1.8]
|
|
Teny iditra |
trabonjy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de tratra : atteint, attrapé ; et
vonjy : secours, assistance). D'après le dictionnaire malgache-anglais de Richardson, ce serait une plante médicinale.
On avait recours à elle en cas d'accident, de malaise subit. Non identifiée.
[1.196]
|
Voambolana |
|