|
|
|
|

Teny iditra1  tra-drasa
Singan-teny  2  tratra, rasa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy
Tovy hevitra  5  atao tra-drasa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10