Teny iditra trangam-bato
Singan-teny tranga ; -bato (vato)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vato mihanjaka vokatry ny fikaohan-tany na tektônika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Affleurement d'une roche ou d'une couche [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra trangatoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01