|
|
|
|

Teny iditra1  tranomaizina
Singan-teny  2  trano, maizina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a prison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  prison [1.8]
Ohatra  7  Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka. [2.324]
8  Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472]
Lahatsoratra  9  Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16