| Teny iditra | 1 trerona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Teny mandrahona.
[1.1] |
| Ohatra |
13 Anisan' ny fomba fanabeazana narahiny ny tehamaina, ny teny fanambaniana, ny trerona sy fandrahonana.
[2.472#193]
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|