Teny iditra | 1 treronina |
Fototeny | 2 trerona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaovana feo mandrahona, mampitahotra: Notreronin-drainy mafy Ikoto ka raiki-tahotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 itreronan, nitrerona, treronina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |