| Teny iditra | 1 tretrika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana
[1.1] |
| Ohatra |
6 tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny.
[2.470#35]
|
| Fivaditsoratra | 7 tretraky, tretrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|