Teny iditra | 1 trinebika |
Fototeny | 2 trebika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Voatrebika, trebehina, tsatohana, trobahana: Notrinebiny ny antsy ny kibon' ny omby [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 dans quoi on a enfoncé [1.3#742] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatrebika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |