Teny iditra | 1 voatrebika |
Fototeny | 2 trebika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#742] dans quoi on a enfoncé |
Ohatra |
6 Miaramila iray na roa no nahavita niarina kely vao voatrebika, fa ny sisa tonga dia nifantsika tamin' ny tany teo. [2.472#218] |
Tovy hevitra | 7 trinebika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |