|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  trobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 trou [1.13]

Teny iditra (2/2) 5  trobaka
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1]
26 voaloaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  27 troué [1.13]

Fivaditsoratra  28 bokatra, 29 botraka, 30 kabotra, 31 traboka, trobaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20