|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trohy
Fototeny  2  troka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana trohina
Ohatra  4  trohy ny tsoka amin' ity taolana ity fa tsara [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)6  trohy
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  9  (gén. impératif du verbe troka : aspirer ; on aspire le nectar des fleurs qui est très sucré ; c'est surtout un jeu d'enfants). Dombeya trohy Arènes (Malvaceae). Nom relevé par le forestier Coudreau, par Decary, etc. C'est une espèce très mellifère, à floraison abondante. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  hotry, trohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31