|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  troka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  troka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  iray razana nipoirana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12  lignée [1.13]
Ohatra  13  Izao, hoy izy, no lazaiko aminareo Antefasy telo troka. [2.508#]

Teny iditra (3/3)14  troka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  kibo [Tanala] [1.78]
17  kibo [1.1]
Voambolana  18  Haiaina

Fivaditsoratra  19  atrok, kotra, trako, troka

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/09