|
|
|
|

Teny iditra 1  trona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna)
12 Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy [1.1]

Fivaditsoratra  13 notra, 14 ranto, 15 trano, trona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20