|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitrona
Fototeny  2 trona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mamoaka feo: Mitrona ny kisoa
9 Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to grunt like a pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 grogner comme un porc; rugir, ronfler [1.8]
Voambolana  12  Feo 13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2) 14  mitronà
Fototeny  15 trona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manotry, 18 miranto, mitrona, mitronà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19