|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinabo
Fototeny  2 tsabo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatsabo, tsaboina, karakaraina mba ho sitrana: Betsaka izay olona notsinabony izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 bien soigné, qu’on a fait en sorte de ne pas faire tomber [1.3#747]
Tovy hevitra  9 voatsabo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22