Teny iditra | tsabo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [1.78] | |||||||||||||||
[Sihanaka] tanimbary [1.78] | ||||||||||||||||
Teny iditra | tsabo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île). Soins donnés à un malade [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsabo io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | botsa, tsabo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |