|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsaboina
Fototeny  2 tsabo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be nursed, to be given medical care [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on soigne [1.8]
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/2) 12  tsaboina
Fototeny  13 tsabo
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15 Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20