Teny iditra tsaitsaim-bary (tsaitsaika, vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra tsaitsainy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31