|
|
|
|

Teny iditra 1  tsakoina
Fototeny  2 tsako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be chewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on mâche; [1.8]
Ohatra  11  Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 anatsiko, 14 antsakio, 15 antsioka, 16 atsikano, 17 kotsaina, 18 takosina, 19 tsaikona, tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21