|
|
|
|

Teny iditra 1  tsambikina
Fototeny  2 vikina
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fihoaran' ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 a leap, a jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 saut [1.3, 1.20]
16 bond [1.3]
17 sautillement [1.8]
Tsipelina hafa  18 tsambokina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22