Teny iditra vikina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A jump, a leap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Saut [1.20]
 Saut, bond [1.8]
Ohatra 
1Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
2Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/18