|
|
|
|

Teny iditra1  tsangan-kevitra
Singan-teny  2  tsangana, hevitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Filôzôfia
Fanazavàna teny malagasy  5  ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
6  foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  idéologie [1.5#144]
8  doctrine [1.13]
Ohatra  9  Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09