|
|
|
|

Teny iditra 1  tsapaina
Fototeny  2 tsapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina
9 Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
10 Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
11 Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
12 Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
13 Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka [1.1]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe tsapaina

Fivaditsoratra  15 itsapana, tsapaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04