Teny iditra tsapao (tsapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsapaina [fitanisana]
Ohatra 
1Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e! [1.1]
2tsapao aho, ka fantaro ny hevitro! [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31