|
|
|
|

Teny iditra 1  tsaroana
Fototeny  2 tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Ohatra  10  hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Tovy hevitra  11 tsarovana, tsarovina
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how tsaroana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anatsora, 15 asantaro, 16 asatrona, 17 soratana, tsaroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22